...

Masomboly sy taniketsa 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10

by user

on
Category: Documents
47

views

Report

Comments

Transcript

Masomboly sy taniketsa 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10
Tetik’Asa Fanatsarana
ny Famokaram-bary amin’ny Faritra
avo Anivon-tanin’i Madagasikara
(PAPRIZ)
Haitao teknika manokana
ho an’ny voly vary
an-drano
Vakinankaratra Ver.3 (2012/13)
1
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Masomboly tsara vokatra tsara
FISAFIDIANANA MASOMBOLY HAMPIASAINA
2
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Masomboly tsara vokatra tsara
FISAFIDIANANA MASOMBOLY HAMPIASAINA
Araka ny fanandramana nataon’i FOFIFA dia ireo karazany roa ireo no
karazana vaovao hita fa tena mety ato amin’ny faritra Vakinankaratra.
•Ny FOFIFA 160 dia mety kokoa amin’ny faritra avo izany hoe amin’ny
toerana mihoatra ny 1 400m ny haavony.
• Ny X265 na Mailaka dia saika mety azy daholo indrindra fa any
amin’ny faritra mafana kokoa.
Fisafidianana
karazam-bary
Karazam-bary roa no
efa hita fa mety eto
amin’ny
Faritra
Vakinankaratra :
• X265 na Mailaka sy
• FOFIFA 160.
3
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fantaro mialoha ny fatran’ny masomboly ilaina ho an’ny taninao
FAMARANA NY MASOMBOLY ILAINA
9/10
8/10
7/10
6/10
5/10
4/10
3/10
2/10
Raha 20sm x 20sm:
1 Kapoaka
1m² Taniketsa
1m² Taniketsa
1 ara (10m x 10m)
Raha 25sm x 20sm:
8/10 kapoaka akotry maina ho an’ny tany 1 ara.
Raha 25sm x 15sm:
1 sy 1/10 kapoaka akotry maina ho an’ny tany
1 ara.
Raha 25 sm X 10 sm:
1 sy 6/10 kapoaka akotry maina ho an’ny tany
1ara.
1/10
4
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fantaro mialoha ny fatran’ny masomboly ilaina ho an’ny taninao
FAMARANA NY MASOMBOLY ILAINA
Raha 25sm x 20sm:
8/10 kapoaka akotry maina ho
an’ny tany 1 ara.
Raha 25sm x 15sm:
1 sy 1/10 kapoaka akotry maina
ho an’ny tany 1 ara.
Raha 25 sm X 10 sm:
1 sy 6/10 kapoaka akotry
maina ho an’ny tany 1ara.
•Fikajiana ny lanjan’ny masomboly ilaina hatao amin’ny velaran-tany
iray:
Lanja maina? mando?
Ahoana ny fomba fandrefesana azy?
Fatra ilaina amin’ny 1 ara:
Fikajiana
Habetsahan’ny masomboly
ilaina hatao amin’ny tanimbary
1 ara =
Isan’ny foto-bary /m² x Isan’ny
ketsa haketsa/fotony x 100 (m²)
x 0,9 (izany hoe 90% no
mitsimoka) x 0.025(izany hoe
25g ny lanjan’ny akotry 1000).
Masomboly voasivana, Taha fitsomohana 90%, tahan’ny ketsa mety
hovery na simba 0%, ketsa 2-3/fotony
*180g/kapoaka
20sm x 20sm (ketsa 2-3/fotony):
1 kapoaka = 1 ara (10m x 10m)
25sm x 20sm:(ketsa 2-3/fotony)
8/10 kapoaka akotry maina ho an’ny 1ara.
25sm x 15sm :
1 sy 1/10 kapokaa akotry maina ho an’ny 1ara.
25sm x 10sm:
1 sy 6/10 kapoaka akotry maina ho an’ny 1ara.
5
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fanteno ny masomboly, ny tsara no ampiasao mba hahazoana ketsa matanjaka
FANOMANANA MASOMBOLY
Fifantenana
masomboly
6
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fanteno ny masomboly, ny tsara no ampiasao mba hahazoana ketsa matanjaka
FANOMANANA MASOMBOLY
Fanadiovana ny
masomboly
• Sivanina
tsara
ny
masomboly.
• Atao ao anaty rano
madio dia haroharona
tsara ary tsy ampiasana
ny voa mitsingevana.
-Mba hahazoana ketsa matanjaka
tsara dia:
1
–
mampiasa
masomboly
voamarina
avy
amin’ny
fikambanana
mpamokatra
masomboly, na mpamokatra tsotra
voaramaso;
2 – masomboly efa voasivana tsara
no
ampiasana
(tsara
raha
nokororohina tamin’ny milina izay
mampiavaka ny voa mavesatra sy ny
voa maivana);
3 – atao ao anaty rano madio indray
ilay voa efa voasivana dia
haroharoana ka tsy ampiasana ny
voa izay mitsingevana fa omena ny
vorona .Mety raha averina indroa io
fitsarana amin’ny rano io mba ho
azo antoka tsara ny masomboly.
7
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Voa efa vaky vazana no afafy fa tsy andrasana ho lava tsiry
FAMPITSIRINA
Vao vaky
vazana
8
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Voa efa vaky vazana no afafy fa tsy andrasana ho lava tsiry
FAMPITSIRINA
Vao vaky
vazana
Fampitsomohana
• Esorina avy ao anaty rano
ny voa mavesatra izay
hampiasana.
• Alona ao anaty rano
madio indray.
• Soloina isaky ny maraina
sy hariva mandritry ny 4
andro ny rano.
Tsy
alona any an-tsaha toy ny
fanaon’ny olona taloha ny ketsa fa
atao ao anaty siao na koveta na
barika raha betsaka, ary ao an-trano
ihany no anaovana azy:
1 - rano mangatsiaka no tsara
andomana azy satria iny no tena
fohan’ny akotry;
2 - mitady aokisizenina ny masomboly,
amin’ny alalan’ny fanolosolona ny
rano no mahabetsaka azy ka tsara raha
soloina
in-droa
isan’andro
farafahakeliny;
3 – tsara raha atapy amin’ny andro ny
ketsa alona amin’ny atoandro mba
hahazoany hafanana;
4 – voa efa vaky vazana no afafy.
Mety eo amin’ny 4 andro eo dia vaky
vazana ny voa ; afafy avy hatrany fa tsy
andrasana ho lava tsiry satria sarotra
afafy sy mora tapaka ny tsiriny raha
diso lava.
in-droa isan’andro
farafahakeliny
9
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mba hahamora ny fikojakojana dia tsara raha atao torim-boly ny taniketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Taniketsa
nentin-drazana
Taniketsa
nohatsaraina
1 – 1,2m
10
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mba hahamora ny fikojakojana dia tsara raha atao torim-boly ny taniketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Mba hahazoana ketsa tsara sy
matanjaka dia:
1 – tany lonaka no tsara atao
taniketsa;
2 - eny amin’ny toerana talaky andro;
3 - mitondra zezipahitra efa masaka
tsara 1 sobika na 10 kg/ 10m².
Fisafidianana ny taniketsa:
- Tany lonaka;
- Mora ampidiran-drano na akaiky,
toerana misy rano azo anondrahana
- Mora araha-maso;
- Toerana talaky andro.
Karazana taniketsa:
- Taniketsa mizarazara torim-boly mirefy
1 ka hatramin’ny 1,20 m ny sakany;
- Taniketsa azo tarihin-drano, raha tsy
izany dia tondrahana .
Fandonahana:
- Mampiasa zezi-pahitra masaka tsara :
10kg na 1 sobika isaky ny 10 m² raha
kely;
- Mitondra urée, 100g/10m² raha tsy
maitso tsara ny ketsa.
Mba hanamora ny famafazana sy ny
fikojakojana dia :
1- aparitaka amin’ny tany efa voaasa
ny zezipahitra;
2 - tsy ampidiran-drano ny tany voaasa
fa potehina maina ny bainga ary
ampifangaroina tsara ny zezipahitra;
3- soritina atao torim-boly mirefy
1,20m ny sakany;
4 – ampidirina amin’ny tatatra
manodidina ny rano, tsy atao dobo
rano fa izay hahamando tsara ny
torim-boly fotsiny.
11
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao mitovy tantana ny famafazana mba hampitovy tsara ny fanirin’ny ketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Fandravonana
12
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao mitovy tantana ny famafazana mba hampitovy tsara ny fanirin’ny ketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Atao mitovy haavo
daholo ny torim-boly
rehetra izany hoe tsy
misy avo sy iva.
Mba hahazoana ketsa
mitovy tantana dia :
1 – rehefa vita potika tsara
ny bainga dia atao ilay
torim-boly mirefy 1,20m
ny sakany;
2 – atao mitovy tantana
tsara
ny
fandriny
(alohan’ny famafazana dia
ampidiran-drano ny tatatra
manodidina ny torim-boly
mba hijerena ny avo sy iva).
13
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
1 kapoaka masomboly vaky vazana ho an’ny taniketsa 1 m²
FAMAFAZANA
2 kapoaka /㎡
1 kapoaka /㎡
Fatran’ny vary vaky
vazana afafy isaky ny
1m2
㎡
14
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
1 kapoaka masomboly vaky vazana ho an’ny taniketsa 1 m²
FAMAFAZANA
Famafazana
- Fatran’ny masomboly :
180g voa vaky tsiry
isaky ny m² na 1
kapoaka/m².
- Atao fafy mitovy
tantana.
Mba hahazoana ketsa matanjaka sy
tsy marefo nefa tsy mandany tany
betsaka dia :
1 - 1 kapoaka voa vaky tsiry no afafy
amin’ny tany 1 m² (raha latsaka an’io
dia mety mandany tany be loatra fa io
no atonony). Raha matevina loatra ny
famafazana dia lasa marefo ny ketsa
hany ka mety mianjera rehefa aketsa.
Raha voafafy amin’ny atonony izy dia
dongadonga tsara ny ketsa ary tonga
dia velona;
2 – atao mitovy tantana tsara ny
famafazana azy (mba hahavita mitovy
tantana dia tsara raha zaraina roa ny
masomboly alohan’ny famafzana: afafy
aloha ny atsasany hameno ilay tany
avy eo indray vao afafy ny atsasany ary
hatevenina ny diso manify.
2 kapoaka /㎡
1 kapoaka /㎡
15
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
Fitondrana zezika
fanampiny
Fitondrana zezi-pahitra
mialoha ny asa
16
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
Fitondrana zezika
fanampiny
Fitondrana zezi-pahitra
mialoha ny asa
Fandonahana
.Mampiasa
zezi-pahitra
masaka tsara : 10kg na 1
sobika isaky ny 10 m² raha
kely.
.Mitondra Urée, na NPK,
na DAP 2 tanana/m², 5-7
andro alohan’ny fanetsana.
Mba hahazahoana ketsa
tsara kalitao dia :
1 – tokony hitondrana sakafo
sahaza azy ny ketsa toy ny
zezipahitra efa masaka tsara
(tsy mety raha zezika mbola
tsy masaka satria mety tsy
hiasa amin’ny ketsa akory
satria fotoana fohy no
ijanonany eo);
2 – itondrana urée, na NPK,
na DAP 2 tanana/m² mba
hampatanjaka tsara ny ketsa
5-7
andro
alohan’ny
fanetsana.
Alohan’ny famafazana
10
㎡
5-7 andro alohan’ny
fanetsana
1
㎡
17
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mba hiarovana ny ketsa amin’ny vorona dia tsara raha saromana tany sy bozaka
FANARONANA NY TANIKETSA REHEFA AVY NAMAFY
Fandrakofana ny
taniketsa
18
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mba hiarovana ny ketsa amin’ny vorona dia tsara raha saromana tany sy bozaka
FANARONANA NY TANIKETSA REHEFA AVY NAMAFY
Fiarovana ny ketsa tsy
hohanin’ny vorona
- Saronana tany malemy
sy masaka;
- Rakofana bozaka.
Mba hiarovana ny voa nafafy
mba tsy hohanin’ny vorona dia :
1 – rarahana rara-tany eo
ambonin’ny voa nafafy mba
hanarona azy;
2 – avy eo dia rakofana bozaka
mandritry
ny
telo
andro
aorinan’ny famafazana;
3 – esorina ny bozaka rehefa
mitsimoka ny ketsa izany hoe
rehefa mitranga avy ao anaty tany.
Marihina fa ny rako-bozaka dia
manome hafanana manafaingana
ny fitsiriany koa.
19
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy atao dobo rano ny taniketsa
FITANTANANA RANO-KETSA
Rano voafehy
20
Fifehezan-drano sarotra
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy atao dobo rano ny taniketsa
FITANTANANA RANO-KETSA
Atao tsara tantana ny
rano amin’ny taniketsa
-Tsy atao mihoatra ny
torim-boly ny rano;
- Rehefa mando tsara
ny
fanambonin’ny
torim-boly dia ajanona
amin’izay ny haavon’ny
rano amin’ny tatatra.
Mba hahazoana ketsa sady
mitovy tantana no tsara kalitao
dia:
1tsy
maintsy
tsidihana
isan’andro ny taniketsa sao diso
be loatra ny rano, na diso maina
loatra. Raha dobo rano loatra dia
malezolezo ny ketsa ho azo ka tsy
tsara izany; ary raha diso maina
loatra dia sady ratsy faniry no
mety hohanin’ny fano;
2 – tsy tokony ho tapaka rano ny
tatatra manodidina ny torim-boly
nefa koa tsy tokony ho sarondrano ny torim-boly.
21
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao lalin'asa no tsara @ fambolem-bary
FANOMANANA NY TANIMBARY
Fiasana ny tanimbary
TANDREMO NY POAMANTA!
22
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao lalin'asa no tsara @ fambolem-bary
FANOMANANA NY TANIMBARY
Fandritana
Ritina ho maina tsara ny
tanimbary
mialohan’ny
hiasana.
Vadibainga
Asana
iray
volana
mialohan’ny
fanetsana
raha tara indrindra ny
tanimbary.
Halalin’ny asa : 20 sm
Mba hahazoana tanimbary
voaasa tsara dia:
1 – ritina ho maina ny tanimbary,
tsy avela ho maina loatra sao
mihamafy ny fiasana azy;
2 - maha mora ny asa ny
fampiasana omby, kanefa raha
tsy mahavita lalin’asa (osa ny
omby) dia tsara raha atao
amin’ny tanana mba ho aradalana;
3 – Mba hahamaina tsara ny
fakan’ahitra sy mba hanamasaka
ny fakofako dia atao iray volana
mialohan’ny
fanetsana
ny
vadibainga.
23
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fampiasana zezipahitra masaka tsara mira tany lonaka
FAMPIASANA ZEZIKA
Zezipahitra ambany asa
?
Zezi-bazaha alohan’ny fihosena
24
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Fampiasana zezipahitra masaka tsara mira tany lonaka
FAMPIASANA ZEZIKA
Karazan-jezika ampiasana:
-Zezipahitra
masaka tsara no
ampiasana ; afafy ny zezipahitra
vao avadika ny bainga.
- Raha azo atao dia mitondra NPK
(11-22-16) amin’ny fanosena:
3Kg/ara
- Zezika fanampiny: mitondra urée
in-droa:
0,5Kg/ara ny voalohany, 0,3Kg/ara
ny faharoa
Mba hahazoan’ny vary sakafo tsara
dia:
1 – hatsaraina amin’ny zezipahitra ny
tany ; zezika efa masaka tsara no
ampiasaina amin’izay avy dia azon’ny
vary ampiasaina avy hatrany. Raha
ampy ny zezika dia tsara raha itondrana
betsaka,
tokony
ho
50kg/ara
farafahakeliny;
2 – ampiana zezi-bazaha mba ho ampy
tsara ny sakafony @izay dia ho afaka
haniry tsara ny vary. Ny N sy ny P no
hita fa tena tsy ampy amin’ny
tanintsika;
3 – ny N (azota) dia singa iray tena
tadiavin’ny vary amin’ny fotoana
fisakelehany sy amin’ny famelanany ka
tsara raha amin’ny fiandohan’ireo
fotoana ireo no itondrana azy.
Uree
0.25kg/kapoka
NPK
0,33kg/kapoka
Zezika tsy masaka tsara
Zezika masaka
8 are
25
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao tsara hosy ny tanimbary mba hahamora ny fanadravonana azy
FANDRAGIRAGIANA
Tsy mety ny manao ny asan’omby
26
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Atao tsara hosy ny tanimbary mba hahamora ny fanadravonana azy
FANDRAGIRAGIANA
Fihosena
- Atao sahaza ny rano vao
hosena (kendrena tsara
mba tsy hanary rano
mandritra na aorian’ny
fanosena mba tsy ho very
ny tsiron-jezika).
- Atao malemy tsara mba
hanamora
ny
fandravonana.
Mba hahazoana tany vita hosy tsara dia:
1 – tsara raha mba milon-drano kely aloha
ny bainga alohan’ny handragiragiana azy;
2 – alohan’ny fandragiragiana dia efa atao
sahaza tsara ny rano mba tsy hanariana
mandritra na aorian’ny fanosena satria
entin’ny rano ny tsiron-jezika;
3 – Mandritry ny fandragiragiana dia efa
ezahana ny hanao marin-drano ny
tanimbary mba tsy hahasarotra ny
fandravonana;
4 – tsara raha ny ampitson’ny
fandragiragiana sy ny ravontany vao
ketsana, hita amin’izay raha mbola misy
fandravonana kely tokony hatao.
Ajanona
iray andro
vao
ketsana
27
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Ny tanimbary voalamina ho marin-drano tsara no mahamora ny fitantanan-drano
FANOMANANA NY TANIMBARY
Ravontany
28
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Ny tanimbary voalamina ho marin-drano tsara no mahamora ny fitantanan-drano
FANOMANANA NY TANIMBARY
Fanarenana ny
tany
Atao mitovy tantana
tsara ny tany mba
tsy hisy lalina na
marivo.
Mba hahamora ny
fitantanana ny rano ary
hanamora ny fanetsana dia:
1 – tsara raha malemy tsara
aloha ny tany;
2- alamina tsara amin’ny
ragiragy nasiana hazo fisaka
be velarana;
3 – alamina amina karazana
fitaovana toy ny hita eto
amin’ny sary.
29
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mampiasa ketsa 2 na 3 ravina raha be indrindra
KETSA
Ketsa tanora 3
na 4 ravina
3,3
ravina
1.5
1
3,3
1,5
ravina
3
2
1
Antitra
30
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mampiasa ketsa 2 na 3 ravina raha be indrindra
KETSA
Fomba fanisana
ravin-ketsa
Ny isan’ny ravina no
amantarana
ny
fahanteran’ny ketsa.
Mba tsy hanetsana ketsa diso
tanora na diso antitra dia :
1 – ilaina ny fanisana ny raviny
(ny fitombon’ny isan’ny raviny dia
miankina amin’ny hafanana; any
amin’ny toerana mafana dia
malaky fitombo kokoa ny ketsa);
2 – raha eto Vakinankaratra dia
mety mahatratra efatra ravina izy
ao anatin’ny 20 ka hatramin’ny 26
andro.
Ahoana ny fomba
fanisana ravina
4, 3
ravina
4
faharoa
fahatelo
voalohany
31
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Hajao tsara ny ketsa mba tsy ho tapaka ny fakany
FIAVOTAN-KETSA
Fakaketsa tsy
voakasika
32
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Hajao tsara ny ketsa mba tsy ho tapaka ny fakany
FIAVOTAN-KETSA
Tandremana tsara mba tsy ho
tapaka ny fakan-ketsa
-Tsy avotana toy ny nahazatra
ny ntaolo ny ketsa fa sorohina
amin’ny angady na zavatra
mitovy aminy.
-Taterina amin’ny takelaka
mafimafy ny ketsa.
- Tsy ajanona ela aorian’ny
fiavotana ny ketsa.
Mba hahazoana ketsa tonga dia
maniry avy hatrany dia :
1- tsy tokony ho tapaka ny fakany
(tsara raha sorohina amin’ny angady);
2- tsy tokony ho azon’ny masoandro
ny fakany satria mety hitarika amin’ny
faha fatesany ka mbola hamorona
faka vaovao indray ny ketsa. Noho
izany dia tokony hampiarahana tany
ny fakany. Rehefa tena hanetsa vao
esorina ny tany;
3- adiny iray alohan’ny hanetsana
farafaha elany no angalana ny ketsa
avy eny amin’ny taniketsa mba tsy ho
maina na ny raviny na ny fakany.
33
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Ketsa tsy tapa-paka no faingam-pitsiry
KETSA
Ketsandrazana
Ketsa
nohatsaraina
34
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Ketsa tsy tapa-paka no faingam-pitsiry
KETSA
Ny ketsa tsara haketsa
-Ketsa telo na efatra
ravina raha be
indrindra.
- Tsy tapaka ny
fakany.
- Maitso tsara.
Mba hahazoana ketsa tsara
dia:
1 – arahina tsara ny toro
marika rehetra efa voalaza teo
aloha;
2 – kendrena tsara mba tsy ho
tapaka ny fakany amin’izay
malaky ny fitsiriny rehefa avy
aketsa;
3 – tsy tokony hihoatra ny efadravina ny ketsa amin’ny
fotoana anetsana: ny ketsa
antitra mantsy tsy mitaranaka
firy intsony ka tsy afaka
hanome vokatra be.
35
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
1 2 3 4 5 6
Ny ketsa tora-tady no mahamora ny fikojakojana azy indrindra fa ny fiavana
FANETSANA
20sm
20sm
Saritaka
Tora-tady
36
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Ny ketsa tora-tady no mahamora ny fikojakojana azy indrindra fa ny fiavana
FANETSANA
20sm
Saritaka
20sm
Fanetsana
- Ketsa tora-tady.
- Ketsa roa na telo isa-potony.
- Elanelan’ny fanetsana =
20sm x 20sm (20 ka
hatramin’ny 30 sm X 20 ka
hatramin’ny 30 sm amin’ny
tany masaka).
- Halalin’ny fanetsana : 3sm
raha lalina indrindra.
Mba hahamora ny fikojakojana
ny vary mandritry ny faniriany
indrindra fa ny fiavana azy dia:
1 – atao ketsa tora-tady mba
hahafahana mampiasa milina
fiavana amin’ny elanelany. Ny
tena tsara dia atao efamira (carré)
amin’izay afaka mifanapaka ny
fiavana ka kely ny ahi-dratsy sisa
esorina amin’ny tanana;
2 – raha lonaka ny tany dia atao
malalaka ny fanetsana satria
mety hanjanaka be ny vary ary
atao matevitevina kokoa raha
manta ny tany satria tsy dia afaka
hanitatra loatra ny vary.
90°
37
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy misy maha samy hafa ny orin-katoka sy ny lalim-panetsa
FANETSANA
Lalina
Ara-dalana
(2-3cm)
38
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy misy maha samy hafa ny orin-katoka sy ny lalim-panetsa
FANETSANA
Fanetsana
- Ketsa tora-tady.
- Ketsa roa na telo isapotony.
- Elanelan’ny fanetsana:
20sm x 20sm (arakaraka ny
halonaky ny tany);
- Ratsy ny manao lalimpanetsa.
- Halalin’ny fanetsana :
3sm raha lalina indrindra.
Mba hahatonga lafatra ny fanirin’ny vary
sy hahamora ny fikojakojana dia:
1 – tora-tady no mety indrindra mba
hanamorana ny fiavana; ka ny diampanorona no tena tsara amin’izay afaka
atao mifanapaka ny fiavana amin’ny milina:
20sm x 20sm (20 ka hatramin’ny 30 sm X 20
ka hatramin’ny30sm amin’ny tany lonaka);
2 – ankoatry ny famonoana ny ahidratsy, ny
fampiasana milina fiavana dia mampitombo
aokisizenina ao amin’ny rano izay tena
ilain’ny fakam-bary;
3 – tsy tsara ny lalim-panetsa satria mbola
sahirana mamorona faka vaovao (izay tsy
hita izay ilaina azy) ny vary ka manatara ny
fitombony izany.
3 sm raha lalina indrindra no anatsatohana
ny ketsa.
39
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Rano tsara tantana antoky ny fahombiazana
FITANTANAN-DRANO
Tsara
tantana
Ratsy tantana
Mora
ampidirana,
mora avoaka
40
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Rano tsara tantana antoky ny fahombiazana
FITANTANAN-DRANO
Fitantanan-drano
-Asiana tatatra kely
manodidina ao anaty
tanimbary.
Fomba fitantanana
-Tazonina ho 2 na 3 sm
hatrany ny haavon’ny
rano.
Tsy dia manaitra ny olona ny fitantanandrano kanefa anisan’ny ilaina izany mba
hampitomboana ny vokatra:
1- tokony hitovy tantana tsara ny tanimbary
mba hahamora ny fitantanan-drano. Ny
tena tsara dia avela hitsika miadana eo ny
rano fa tsy avoaka mba tsy hahavery ny
tsiron-jezika,raha tsy hoe nisy oram-be ka
dobo-rano loatra ny tanim-bary ka voatery
anariana;
2 – ny mahazatra ny olona dia rehefa misy
rano dia ampy azy izay, tsara anefa raha eo
ho eo amin’ny 3 sm eo ho eo ny
habetsahan’ny rano ao amin’ny tanimbary;
3 – mitady rivotra ny fakam-bary, ny rano
ampidirina anefa no tena mampisy rivotra
ny rano ka raha ela be tsy ampidiran-drano
dia tsy ampy ny rivotra;
4 - tokony ho tandremana tsara anefa
rehefa avy namafy zezika mba tsy hariana
ny rano fa lasan’ny rano ny tsiron-jezika.
41
Masomboly sy taniketsa
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Fanetsana
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10
1 2 3
1 2 3 4 5 6
1 2 3 4
1 2 3
Ny fiavana amin’ny milina dia sady ady amin’ny ahidratsy no mampitombo ny aokisizenina amin’ny rano
FIAVANA
20cm
20cm
Fampiasana milina fiavana
42
Masomboly sy taniketsa
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Fanetsana
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10
1 2 3
1 2 3 4 5 6
1 2 3 4
1 2 3
Ny fiavana amin’ny milina dia sady ady amin’ny ahidratsy no mampitombo ny aokisizenina amin’ny rano
FIAVANA
Fomba fiavana
- Mampiasa milina fiavana
15
andro
aorian’ny
fanetsana.
- Miava in-telo raha kely
indrindra ka mielanelana 7
na 10 andro avy izany.
- Esorina amin’ny tanana
ny ahi-dratsy tsy afaky ny
milina.
Mba hahafaty tsara ny ahidratsy sy
hampitombo ny aokisizenina amin’ny
tanimbary dia:
1 – vao manomboka mitsiry ny ahidratsy
dia atomboka ny ady aminy ka ny milina
fiavana no ampiasana amin’izany. Amin’izay
dia mora vonoina ny ahidratsy satria mbola
tsy
lalim-paka.
Arakaraka
ny
anetsiketsehan’ny milina ny rano no
mampitombo ny aokisizenina ao aminy, izay
tena ilain’ny fakam-bary tokoa;
2 – tokony hifanaraka tsara amin’ny
elanelan’ny tora-tady ny velaran’ny milina
ampiasana satria raha lehibe noho ny
elanelan’ny vary dia manimba azy; raha
diso kely kosa dia betsaka ny ahidratsy tsy
ho faty;
3 – arahina ava-tanana ny fiavana amin’ny
milina mba hanesorana ny ahidratsy eny
anelanelan’ny vary.
Ava-tanana
Ava amin’ny
milina
43
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Manatsara ny fananahan’ny vary sy ny fiterahany ny fanampin-jezibazaha (urée)
FANAMPIN-JEZIBAZAHA
0,3 kg/a
Fitondrana urée alohan’ny vary
bevohoka
0,25kg/kapoaka
44
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Manatsara ny fananahan’ny vary sy ny fiterahany ny fanampin-jezibazaha (urée)
FANAMPIN-JEZIBAZAHA
0,3 kg/area
0,25kg/kapoaka
Fitondrana urée alohan’ny vary
bevohoka
Zezika fanampiny
Mitondra urée indroa:
- voalohany : 0,5 k/a
amin’ny fiatombohan’ny
fanitarany,
15
andro
aorian’ny fanetsana;
- faharoa
: 0,3kg/a
alohan’ny misondro-dreny.
Mba hahabetsaka ny zanabary sy mba hahatsara ny tera-bary dia:
1 –tsy azo atao indray mitondra ny fatran’azota rehetra fa lasa entona ka
lasan’ny rivotra fotsiny. Ny atao hoe azota dia ny singa entin’ny zezika
« urée ». Tsara raha amin’ny fotoana tena ilain’ny voly azy no itondrana azy;
2- mila azota betsaka ny vary amin’ny fotoana fananahany ka tsara raha
itondrana izany amin’io fotoana io. Raha tsy ampy io singa io dia mametra
ny isan’ny zana-bary;
3 – mbola mila izany koa izy amin’ny fotoana fisondrotan-dreny ka
hatramin’ny fiterahany ka eo ny fotoana faharoa itondrana ny « urée ».
Misakelika
Fitondrana
Urée
voalohany
Fanetsana
15 andro
aorinan’ny
fanetsana
Bevohoka-terabary
Fitondrana
Urée
faharoa
Amin’ny
misondro-dreny
Matoy
Haavon’ny
Rano 3~5sm
Fijinjana
Maina Tapabolana
alohan’ny fijinjana
45
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mampiasa karazam-bary mahatanty aretina
ADY AMIN’NY ARETINA SY NY BIBY
46
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Mampiasa karazam-bary mahatanty aretina
ADY AMIN’NY ARETINA SY NY BIBY
Ady amin’ny aretina sy
ny biby
- Mampiasa ny karazambary mahatanty aretina.
- Vonoina raha misy
bibikely.
- Atao koa ny ady amin’ny
voalavo raha misy izany.
1 - Tsy dia ahazohana tombony
ny manisy fanafody ny vary
marary fa ny mampiasa ny
karazam-bary mahatohitra ny
aretina no tena mety.
2 – Amin’ny akapobeny ny haombary no tena bibikely mamely ny
vary eto amintsika. Ny olana dia
sarotra ny miady aminy raha tsy
indray mamono azy ny tompontanimbary iray lohasaha.
3 – Tsara raha ampiarahana ny
fotoam-pambolena satria raha
lasa
aloha
na
tara
dia
itangoronan’ny fody na voalavo
ny vokatra .
47
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy mety raha lasa aloha na tara loatra ny fijinjam-bary
FOTOAM-PIJINJANA
VARY VERY
LASA ALOHA
MBOLA MAITSO
MASAKA
EFA REFONA
VARY MAIVANA
VARY VERY
MITSIRY
48
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Tsy mety raha lasa aloha na tara loatra ny fijinjam-bary
FOTOAM-PIJINJANA
Fijinjana
Fotoana
tena
mety : rehefa
80% ny voa no
hita fa masaka
Mba tsy hahabe very ny vary
dia tokony ho fantarina tsara
ny fotoana tokony hijinjana:
1 – raha lasa aloha loatra ny
fijinjana dia mbola maro ireo
tsy tena tonga voa ka faty
antoka fotsiny;
2 – raha andrasana efa matoy
daholo ny vary dia ny sasany
efa tena maina ka mety
hihintsana ka faty antoka koa
ny fahaverezany;
3 – amin’ny fotoana inona ary
no tokony hijinjana azy?
Rehefa hita fa matoy ny 80%
ny voa.
49
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Sady manome voa tsy simba no malaky ny fivelezana amin’ny milina
FIVELEZAM-BARY
Tanana
Milina
50
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
1 2 3
Fanetsana
1 2 3 4 5 6
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3 4
1 2 3
Sady manome voa tsy simba no malaky ny fivelezana amin’ny milina
FIVELEZAM-BARY
Fivelezana
- Tsara ny mampiasa
milina fivelezana.
- Mampiasa labasy na
korofoka mba hadio sy
tsy ho very ny vary.
Fomba mahazatra ny fivelezana vary
amin’ny fitaovana mafy toy ny barika, vato
laona sns…
1- mety hisy voa tapaka noho ny fikapohana
azy amin’ny zavatra mafy, ary koa be ny
voam-bary tavela ka miteraka faty antoka
izany ary be masokarena koa satria mitaky
olona maro;
2 – efa misy ny milina izay azo lazaina fa efa
manara-penitra ihany ka tsara raha
amin’izany no hivelezana ny vary. Mety lafo
vidy ihany izy io kanefa maharitra taona
maro vao ho simba ary tsy dia mitaky olona
maro ny fampiasana azy;
3 – tsara raha mba arovana tsy hisy fasika
ny vary ka tokony ho lalorina tsara ny
famoloana ivelezana sy anahazana ny vary
na raha tsy izany dia tokony hampiasa
labasy na korofoka.
51
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Fanetsana
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3
1 2 3 4 5 6 7
1 2 3 4
1 2 3
Azo antoka ny fikororohana amin’ny milina
FIKOROROHANA
Fikororohana miaraka
amin’ny rivotra
Fikororohana
amin’ny milina
52
Masomboly sy taniketsa
1 2 3 4 5 6 7 8 9
10
Fihasana sy
fikarakarana
tanimbary
Fanetsana
Fikojakojana
Fijinjana sy
aorian’ny
miaka-bokatra
1 2 3
1 2 3 4 5 6 7
1 2 3 4
1 2 3
Azo antoka ny fikororohana amin’ny milina
FIKOROROHANA
Fikororohana
Kororohana avy
hatrany rehefa
maina tsara.
1 - Fomba fikororohana vary
efa mahazatra dia mampiasa
ny rivotra, hany ka rehefa tsy
misy na maivana ny rivotra dia
ratsy kororoka ny vary na
mijanona tsy miasa.
2 – Efa misy ny milina
fikororohana izay manatsara
ny fanadiovana ny vary. Mitaky
herin-tsandry
ihany
ny
manodina azy kanefa na dia
tsy misy aza ny rivotra dia
afaka
mikororoka.
Afaka
mikororoka ao an-trano raha
ratsy ny andro.
53
FISAFIDIANANA MASOMBOLY
HAMPIASAINA REGION
D’AMBATONDRAZAKA
3914 : Mailaka (X265)
4012 : Tsemaka
RÉGIONS
MOYEN OUEST
Tsiroanomandidy
– Mandoto
3914 : Mailaka (X265)
4181 : Soameva
4179 : Mahasarika
4180 : Manjopiaka
HAUTES TERRES
CENTRALES
Haute altitude :
1500 m <Alt<1850 m
4354 : FOFIFA 160
Moyenne altitude :
800m <Alt<1500 m
Les mêmes variétés
en plus de :
X243: Kelimamokatra
3914 : Mailaka (X265)
2787 : Soamalandy
4180 : Manjopiaka
4181 : Soameva
4182 : Manjamena
54
4179 : Mahasarika
Tetik’Asa Fanatsarana
ny Famokaram-bary amin’ny Faritra
avo Anivon-tanin’i Madagasikara
(PAPRIZ)
Antsipirihan’ny
fanomanana taniketsa
(Tovana)
1
Taniketsa
Mba hahamora ny fikojakojana dia tsara raha atao torim-boly ny taniketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
0.3~0.5m
56
1
Taniketsa
Mba hahamora ny fikojakojana dia tsara raha atao torim-boly ny taniketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Asio marika eo
@1m sy 1.2m ny
angady mba
hanamora ny
fandrefesana
Mampiasà tady
hampahitsy ny
torim-boly
Ataovy 1.2m ny sakany!Asio faritra isaky ny
1m ny halavany. Ary afafy anaty 1 ㎡ ilay vary 1
kapoaka!
1㎡
Taniketsa
1 ara
Tanimbary
57
2
Taniketsa
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
10
㎡
58
2
Taniketsa
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
・Mampiasà zezi-pahitra
masaka tsara
・Na “composte tsy
mifangaro fako
10
㎡
Zezika Tsy masaka
・Afangaroy tsara ny
zezika sy ny tany @
taniketsa.
Aparitaho tsara ny
“composte”.
・Ataovy tsara ravona.
59
3
Taniketsa
Atao mitovy tantana ny famafazana mba hampitovy tsara ny fanirin’ny ketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Aza hadino ny
manala ny
fakofako
rehetra sns…!
Ny angady dia
manamora ny
fandravonana
Avoahy ny rano
alohan’ny
famafazana(mora
ny mivezivezy
rehefa afaka ny
rano)
60
3
Taniketsa
Atao mitovy tantana ny famafazana mba hampitovy tsara ny fanirin’ny ketsa
FANOMANANA NY TANIKETSA
Raha tsara ravona ny taniketsa dia:
・Mitovy tantana ny fanirin’ny ketsa.
・Mora tantanana ny rano.
Avoaka ny rano
Raha ritra ny rano aorian’ny fandravonana
dia:
• Mora iasana ny taniketsa.
・Mora tanterahina ny famafazana.
・Tsy hoentin’ny rano ny masomboly vokatry
61
ny fivezivezena eo @ taniketsa.
4
Taniketsa
1 kapoaka masomboly vaky vazana ho an’ny taniketsa 1 m²
FAMAFAZANA
Ny sisiny no
amafazana
voalohany!
Afafy faharoa
62
4
Taniketsa
1 kapoaka masomboly vaky vazana ho an’ny taniketsa 1 m²
FAMAFAZANA
Sarotra afafy ny
masomboly raha
mbola mando.
-Afafy tsikelikely !
Toro-hevitra:
-Voalohany: ny sisiny Mampiasà
no amafazana;
masomboly maina
-Faharoa : amafazana
ny ampovoan’ny
taniketsa
‐Asio ambiny ny
masomboly hanitsiana
Afafy
ny faritra ratsy fafy
Paika
famafazana:
@ sisiny sy
an’elanelan’ny ratsantanana no miraraka
ny masomboly
faharoa
63
5
Taniketsa
Rarahana rara-tany eo ambonin’ny voa nafafy mba hanarona azy
SAROMANA TANY MALEMY SY MASAKA
Hamarino @rano
ny fatran’ny vovotany
nandrakofana azy
Rakofy vovo-tany
malemy tsara
rehefa vita ny
famafazana
Rehefa ampy ny
tany dia afatratra
@tanana
64
5
Taniketsa
Rarahana rara-tany eo ambonin’ny voa nafafy mba hanarona azy
SAROMANA TANY MALEMY SY MASAKA
・Rakofy tany maina sy voapotika tsara fa
manakana ny fitsirin’ny ketsa raha misy baingantany (1sm)
・Tondratondraho rano tsikelikely ny taniketsa
rehefa voarakotra tany; raha mbola miseho ny
masomboly dia mbola tsy ampy izany ny vovotany ka mila hampiana.
・Rehefa vita izany dia afatratra tsara @tanana.
65
6
Taniketsa
Mba hiarovana ny ketsa amin’ny vorona dia tsara raha saromana tany sy bozaka
FANAROMANA NY TANIKETSA REHEFA AVY NAMAFY
Raha tsy misy mololo,
dia afaka ampiasaina
izay bozaka maina hita
66
6
Taniketsa
Mba hiarovana ny ketsa amin’ny vorona dia tsara raha saromana tany sy bozaka
FANAROMANA NY TANIKETSA REHEFA AVY NAMAFY
・Arovy @ hain’andro ny taniketsa;
・Arovy @ biby mpanimba ny voly ihany
koa;
・Arovy @ oram-be mba tsy ho entin’ny
rano ny ketsa;
・Hamaino tsara ny mololo na bozaka
arakotra;
・Kapokapohy sy esory ny ratsy mba tsy
hisy voa hafa na hisy aretina.
67
7
Taniketsa
Tsy atao dobo rano ny taniketsa
FITANTANANA RANO-KETSA
Fampidiran-drano
Famoahandrano
68
7
Taniketsa
Tsy atao dobo rano ny taniketsa
FITANTANANA RANO-KETSA
Ataovy @antonony
ny rano, araho
maso isan’andro.
Raha maina
loatra dia
itrangan’ny
aretina sy ho
simban’ny
bibikely.
Raha be loatra ny
rano dia ho lava be
ny ketsa, mahia sy
marefo.
69
8
Taniketsa
Esorina ny bozaka rehefa mitsimoka ny ketsa
FANALANA NY RAKOTRA
Mololo nandrakofana azy
5cm
Latsaky ny
2sm
Esorina ny
mololo 70
8
Taniketsa
Esorina ny bozaka rehefa mitsimoka ny ketsa
FANALANA NY RAKOTRA
・Esory ny rakotra rehefa mitranga eo
@2sm ny ketsa.
・Raha andrasana lava ny ketsa dia
mety ho tapaka rehefa manala ny
rakotra.
・Raha toa ka mbola miseho ny
akotry dia rakofy vovo-tany indray.
・Raha manakana ny fitsiry ny tany
narakotra dia tondraho rano mba
halemy sy hampivoaka tsara ny ketsa
71
9
Taniketsa
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
1㎡
Tsy misy
zezika
DAP
NPK
FAMPITAHANA
Taniketsa nitondrana zezika
siramamy
= 35g(NPK,DAP)
= 20g(zezika siramamy)
1㎡
72
9
Taniketsa
Taniketsa voalonaka tsara no manome ketsa tsara kalitao
FIKOJAKOJANA NY KETSA
Ny zezika tsara ho entina dia:
1, DAP 2 tanana
2, NPK 2 tanana
Tsy
misy
zezika
Iray/
㎡
Roa
/㎡
Urea(46-0-0)
Iray/
㎡
Roa
/㎡
DAP(18-46-0)
Iray/
㎡
Roa
/㎡
NPK(11-22-18)
*Ny zezika siramamy 1 tanana dia eo ho
eo @20g
*DAP,NPK 1 tanana dia eo ho eo @ 35g ,
5-7 andro alohan’ny fanetsana.
3, DAP 1 tanana + NPK 1 tanana
Misafidiana fomba 1 @ ireo voalaza ireo. Ny
fatra ilaina dia 70g/㎡(2 tanana = 35g
x2)。Raha manana zezika 1kg ianao dia
ampy ho an’ny taniketsa 14㎡ izany.Raha
manana taniketsa 14㎡ ianao, dia mahavita
ketsa ho an’ny tanimbary 14ara izany. 73
Fly UP